Teny iditra tefy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanamboarana vy ho zavatra: Ratsy tefy ity rojo ity izany
¶ Famolavolana: Aleo loha tsara tefy toy izay loha nosesefana izao karazam-pahaizana rehetra izao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the working of clay in pottery; the forging of iron [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ouvrage de forgeron, de potier, d’orfèvre et de tout ouvrier travaillant les métaux [Abinal 1888]
 travail de potier et de forgeron [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1tsara tefy ity angady ity (cette bêche a été bien forgée) [Abinal 1888, takila 691]
2ratsy tefy ireo angadlanyy ireo (ces marmites ont été mal faites) [Abinal 1888, takila 691]
3Na amin' izany koa aza anefa, dia mbola hita taratra eny ho eny ihany ny dia navelan' i Vola sy ny tefy nataony tamin' ny fiainako. [Andraina: I Vola, takila 125]
Teny nalaina 

2015/03/31