Teny iditra tehake
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanala] takona, voafaritra, tsy mifankahita: Maniry tsy mifankahita dia koa ny maso tehaky ny oroña (akaiky tsy mifankahita toy ny maso eferan'ny orona) [Rakotosaona 1972]

2009/09/01