Teny iditra tehenina (tehina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny lakana izay atosika amin' ny tehin-dakana: Hitanao irỳ lakana tehenin-dRangahy lava be irỳ ? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tehenina, teheniko, teheninao, teheniny, tehenintsika, teheninay, teheninareo, tehenin', tehenin-, tehenim-, teheni-
Ny lasa : notehenina, noteheniko, noteheninao, noteheniny, notehenintsika, noteheninay, noteheninareo, notehenin', notehenin-, notehenim-, noteheni-
Ny hoavy : hotehenina, hoteheniko, hoteheninao, hoteheniny, hotehenintsika, hoteheninay, hoteheninareo, hotehenin', hotehenin-, hotehenim-, hoteheni-
Filaza mandidy : teheno

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05