Teny iditra tehina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin' ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana ny lavadavaka eny amin' ny lalana, na hikapohana biby sendra ny tena
Mitovy hevitra: firitsoka ~ kanonta ~ kibango ~ kipikipy ~ langilangy ~ longy ~ tabaka ~ valavala [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a staff, a cane [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay canne [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 50]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2017/06/29