Teny iditra | teli > telina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanakodiavana, fanagorodanana zavatra any an-tenda tsy tsakoina: Atao teli-moka [1.1] | |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny telina io | |||||||||||||||
Teny iditra | teli > telina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tiana, ankasitrahana: Tsy teliko ilay teny nataon' ny zokin' ise ahy iny [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Swallowed; pleasing, acceptable [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avalé; agréable, agréé [1.8] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | antely, lietnà, telina |