Teny iditra telolafy (telo, lafy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Velarana misy lafy telo; misy telo karazana ny telolafy: ny telolafy miralafy, ny telolafy miraranjo ary ny telolafy mahitsizoro [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay triangle
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31