Teny iditra telonjato (telo, zato)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Three hundred [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Trois cent [3.1]
Fanazavàna iraisam-pirenena 300 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra Rahefa mety ny atao, mahatratra hatramin' ny telonjato kilao na mihoatra aza! [Andriamalala: Ranomasina, takila 44]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31