Teny iditra telo noho dimy (telo, noho, dimy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy teny fampiasa amin' ny fanorona raha vato dimy sise ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin' ny tahaka izany raha samy mahay [Rajemisa 1985]

2012/09/13