Teny iditra telozoron-demaka (telo, zoro, lemaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy sary jeômitirika manana tava telo [SLP 1986]
Fandikana frantsay trièdre [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra telotava

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31