Teny iditra temitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Taratasy, misy sary na loko mahafiharitra ny maso izay apetaka amin' ny rindrina mba handravahana azy: Be indray no mampiasa temitra ankehitriny fa efa leon' ny ranon-doko andokoana ny rindrina angaha
¶ Fefy [Rajemisa 1985]
 taratasy feno sary miloko arakotra ny rindrina [SLP 1986]
Famaritana anglisy mats or paper on the walls [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tapissage de nattes ou de papier [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay papier peint [SLP 1986]
Sampanteny 

Teny iditra temitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tambatsela misy sosona iray na maromaro mandrakotra ny zaka na ny lavaka anaty na ny taova [SLP 1986]
Famaritana frantsay épithélium [SLP 1986]
Voambolana 

2012/09/13