Teny iditra tena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Vatana [1.78]
 Ilazana ny olona raha miteny momba azy ihany na manao asa ho azy ihany izy: Mihevi-tena ho tapi-pahaizana Rangahy io ~ Namono tena, hono, Rabe ~ Tsy naniraka olona izy fa ny tenany mihitsy no tonga
Ny vatana: Mararirary be ihany ny tenako rehetra
Ny maha-izy ny zavatra iray; ny votoatin-javatra iray: Azo sarahina roa ny tenan' ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The self; the very thing; the body [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Soi-même; le corps; la chose même [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : tena, tenako, tenanao, tenany, tenantsika, tenanay, tenanareo, tenan', tenan-, tenam-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra tena
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tokoa, marina, mihitsy: Tena volamena ity fa tsy ankosotra akory [1.1]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11