Teny iditra tenatena (tena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Afovoa: Tapaka teo an-tenatena lalana ilay sarety ~ Mahafinaritra ahy izay hira izay, indrindra eo an-tenatenany eo [1.1]
Ohatra Iry hazo an-tendrom-binany miray vody, miray tenatena; [2.857]
Sampanteny 
 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28