Teny iditra tendro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the tip, the top [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sommet [Hallanger 1974, SLP 1986]
 bout [Hallanger 1974]
  [Merina] La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre [Boiteau 1997]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra tendro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna
¶ (tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: à, ì, ò [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tendro
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsileo] Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendrom-boatelo (Dubois). [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/01/23