Teny iditra teniko fe lehibe (teny, fe, be)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy teny mampiseho fahefana tsy azo toherina, tsy iadian-kevitra fa ekena fotsiny amin' izao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy it is my order, I am the boss [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay c'est mon ordre, je suis le chef [Hallanger 1974]
Mpitovy hevitra didiko fe lehibe ~ teniko fe-andriana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31