Teny iditra tenimbavy
Singan-teny tenina ; vavy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny fotsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de tenina et vavy : femmes ; « le tenina des femmes »). Gladiolus sp. (Iridaceae). Malzac écrit : « le glaïeul blanc ou le glaïeul flatteur à fleurs blanches ». C'est probablement la forme à fleurs blanches (mutation beaucoup plus rare que le type) de Gladiolus garnieri Klatt. [1.196]
Anarana siantifika Gladiolus sp.
Voambolana 
Tovy hevitra kitenimbavy
Tohi-kevitra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03