Teny iditra tenin' aina (teny, aina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tanjaka sy hery manampatra ny tanjaka fotsiny, fa tsy mampiasa ny saina eo ampanaovana izay atao [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  manao tenin' aina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31