Teny iditra tenin-karena
Singan-teny teny ; harena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny harena ananana no entina mibaiko sy mandidy ny hafa [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08