Teny iditra tenin' ny maty an-drano
Singan-teny teny ; maty ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tenin' olona mampanantena zavatra be eo amin' ny loza mahazo azy, nefa tsy tanterahiny rehefa afa-doza izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08