Teny iditra tenomina (tenona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tenona, izany hoe, atao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy mitsangana sy mitsivalana: Notenomin' ny Ntaolo ny tsiratsiraky ny vatan' akondro nanaovany lamba atao hoe lamba sarika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be woven [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on tisse [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tenomina, tenomiko, tenominao, tenominy, tenomintsika, tenominay, tenominareo, tenomin', tenomin-, tenomim-, tenomi-
Ny lasa : notenomina, notenomiko, notenominao, notenominy, notenomintsika, notenominay, notenominareo, notenomin', notenomin-, notenomim-, notenomi-
Ny hoavy : hotenomina, hotenomiko, hotenominao, hotenominy, hotenomintsika, hotenominay, hotenominareo, hotenomin', hotenomin-, hotenomim-, hotenomi-
Filaza mandidy : tenomy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20