Teny iditra tenon > teno
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Lamba [1.78]
Voambolana 

Teny iditra tenon > teno
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Sakafo maraina alohan'ny hiasana ny handehanana lavitra [1.78]
Voambolana 

Teny iditra tenon > teno
Sokajin-teny anarana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra tenon > tenona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana lamba amin' ny fampidipidirana karazan-kofehy roa: ny tenany mitsangana ary ny fahany mitsivalana: Mahay tenona ve ianao?
Ny lamba vita araka ny voalaza etsy ambony: Mafy ve ny tenona betsileo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Weaving [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de tisser, le tissu, les fils établis sur le métier du tisserand ou préparés pour être tissés [1.3]
 Tissage [1.8]
 Les fils de chaîne tendus sur un métier, et par extension l'action de tisser [1.196]
Ohatra 
1Ny tenona ataony tsy azo itafiana; [2.996]
2Tenona sy ny fanantana anenomana azy. [2.69]
3nony vita ny tenona dia rongoana, rongo-firaka na vakampotsy no asiana. [2.48]
4Tsy afenina kosa anefa fa tenon' ny tantara dia vokatry ny famoronan-tsaina, noho izany tsy mitory zavatra tena nisy. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : tenona, tenoko, tenonao, tenony, tenontsika, tenonay, tenonareo, tenon', tenon-, tenom-, teno-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra tenon > tenona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Betsimisaraka, Merina] Imperata cylindrica (L.) P. Beauv. (Poaceae). Grandidier préfère ce nom à tenina fichier manuscrit. Il fait en effet référence à l'usage ancien comme textile grossier. La plante fournit aussi une bonne pâte à papier. Nous l'avons employée à cet effet pendant la seconde Guerre Mondiale. Mais elle est surtout employée en sparterie par les artisans malgaches. [1.196]
Anarana siantifika Imperata cylindrica

tenon   
andahy
crochet, tenon [1.13]