Teny iditra teny azon' adala (teny, azo, adala)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny teny averimberin' ny olona tsy ampiampy saina na dia amin' ny toe-javatra tsy mifanandrify aminy aza [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay paroles tant de fois redites qu'elles so [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31