Teny iditra teny manahapeo (teny, tahaka, feo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Mpitovy hevitra teny tahapeo
Ohatra [ny hoe zozozozo dia] teny manahapeo, enti-milaza ny feon' ny rivotra mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31