Teny iditra teny mingadona (teny, ngadona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy teny miafara amin'ny -ka, -tra, -na, ka eo amin'ny vaniny faharoa avy any amin'ny farany no misy ny tsindrim-peo [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay paroxyton [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  teny mitoaikona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31