Teny iditra | teny mitsaikona | |
Singan-teny | teny ; mitsaikona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny miafara amin'ny -ka, -tra, -na, ka eo amin'ny vaninteny fahatelo avy amin'ny farany ny tsindrim-peo [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Proparoxyton [1.13] | |
Voambolana | Haiteny | |
Tsipelina hafa | teny mingadona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |