Teny iditra teny mitsatoka (teny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy teny ahitana vaninteny tokana izay efa mitondra ny tsindrim-peo, ohatra: ra, fo, lo, to [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay oxyton [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31