Teny iditra teny nomena
Singan-teny teny ; omena
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: voady
Ohatra 
1Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin’ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan’ny tena. [4.27]
2Ny hatsaram-ponao anie no ho fiononako, araka ny teny nomena ny mpanomponao. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03