Teny iditra teny tsy lo
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ilazana ny teny izay tsy nandalo na niserana fotsiny fa tadidy mandrakariva [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31