Teny iditra teny tsy loa-body (teny, tsy, loaka, vody)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fitenenana tsy mazava loatra fa misy afinafenina; teny tsy lazaina manontolo, fa tapahina eo an-tenatenany ary misy heviny afenina
¶ Safeli-teny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an indirect allusion [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay allusion indirecte [Hallanger 1974]
 paroles dont le sens est ambigu. Allusio [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]

2014/05/03