Teny iditra terivaimanta
Singan-teny tery ; vay ; manta
Sokajin-teny anarana
Ohatra Dia nivavaka izy, ary izany vavaka izany tsy mba terivaimanta, fa feon' ny fo miloatra sy fanahy mitosaka tokoa. [2.4]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03