Teny iditra teronterona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetrahana amin' ny toerana avo, milingilingy; fipetrahana amin' ny toerana mihaja mora tazana; fipetrahana mininginingina amin' ny zavatra avo. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23