Teny iditra tery vay manta
Singan-teny tery ; vay ; manta
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fiteny enti-milaza fanerena tsy azo ihodivirana na angatahana andro; fampiasana fomba an-tery setra hahazoana izay lazaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de presser un furoncle non mûr
Figuré: action de réclamer ce qui est dû sans ménagement, par toutes sortes de moyens et de violences [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27