Teny iditra tery vozona
Singan-teny tery ; vozona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanerena tsy araka ny sitrapo fa an-tery setra, fanerana hanao zavatra na tiana na tsy tiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Compelled, forced [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Comme tery hatoka [1.3]
 Contraint, forcé [1.8]
Tovy hevitra tery hatoka
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01