Teny iditra teta
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Faritra amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny tendron' ny fe ambony sy ny vaniana, na ny kibo malemy. (Eo amin' ny tata mazàna no mpisy ny atodintariana) [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   aine, le bas-ventre [Abinal 1888]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2013/07/18