Teny iditra | tetezan > teteza | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fandikana frantsay | [Vezo] Pont - > lipo [Poirot & Santio: Vezo (takila T)] | ||||
Teny iditra | tetezan > teteza- (tety) | ||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe tetezana | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | tetezan > tetezana (tety) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Rafitra (hazo na vato na vy) atao hampitohy ny laniny roa amin' ny hady na renirano iray. [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | a bridge [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | pont, passerelle [Hallanger 1974] | ||||
pont [SLP 1986] | |||||
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | ||||
Endriteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra | efa tafita ilay tetezana avaratry ny lalamby,. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 8] | ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tetezana io | ||||
Haianarantany | |||||
Sary |
| ||||
Teny iditra | tetezan > teteza | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fandikana frantsay | [Vezo] Pont - > lipo [Poirot & Santio: Vezo (takila T)] | ||||
Teny iditra | tetezan > teteza- (tety) | ||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe tetezana | ||||
Ohatra |
| ||||
![]() |