Teny iditra tetezana (tety)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rafitra (hazo na vato na vy) atao hampitohy ny laniny roa amin' ny hady na renirano iray. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a bridge [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay pont, passerelle [Hallanger 1974]
 pont [SLP 1986]
Voambolana 
Endriteny 
tetezana
tetezako
tetezanao
tetezany
tetezantsika
tetezanay
tetezanareo
tetezan'
tetezan-
tetezam-
teteza-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra efa tafita ilay tetezana avaratry ny lalamby,. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 8]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny tetezana ity (2): Tetezamalama, Tetezambato
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31