Teny iditra tetezan' orona (tety, orona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilay rirana hatreo ambanin' ny handrina ka hatreo amin' ny tendron' orona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'arête longitudinale et supérieure du nez [Abinal 1888]
Voambolana 

2012/06/28