Teny iditra teti-be
Singan-teny tetika ; be
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Firaisana hanao ratsy [1.1]
Ohatra 
1tsy nanan-kevitra hamono ny mpanjaka ny mpanao tetibe [2.270]
2Ary raha manao tetibe mirendrika hamely ny kapiteny ny matilo na mandositra miala [2.366]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13