Teny iditra teti-dratsy
Singan-teny tetika ; ratsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hevitra feno haratsiana hamelezana ny hafa, fiokoana sy firaisan-tsaina hangalatra na hamono olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A conspiracy, a plot [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Complot, entente pour le mal [1.3]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15