Teny iditra tetik > tetika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandidiana na fanapatapahana zavatra ho madinika, na ny zavatra voatapatapaka na voadidy madinika toy izany: Tetika mangahazo
¶  [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Ornamental cuttings in the skin
¶ the act of cutting up small pieces
¶ Compare tomboka, haratra [Richardson 1885]
Famaritana frantsay action de couper en petit morceaux [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 L'incision faite par un petit coup de tranchant [Abinal 1888]
 Incision [Rajaonarimanana 1995]
Famaritana frantsay  [Betsileo, Merina] Scarifications, procédé thérapeutique très employé autrefois. Il consiste à introduire dans une incision de petits fragments de plantes ou d'autres ingrédients. En l'absence de l'usage des injections, c'était une méthode empirique d'administration parentérale des drogues. Lorsque les scarifications étaient nombreuses, on les recouvrait d'un emplâtre ou d'une préparation médicamenteuse. La place des incisions jouait un rôle important au dire des mpimasy ; suivant les résultats à obtenir, on pratiquait les incisions à la face, à la nuque, aux épaules, aux seins (surtout pour les hommes) au creux épigastrique, de chaque côté du dos, ou de l'une ou des deux mains, au poignet, sur le pubis, sur l'une ou les deux fesses, sur le coup de pied. On pratiquait même dans certains cas, rare il est vrai, des scarifications de la langue (sublinguales). D'autres modes d'administration parentérale, méconnus des Européens, étaient d'ailleurs également pratiqués : par exemple, l'amincissement de la peau par limage ou râpage, son décapage à l'aide de drogues vésicantes, etc... [Boiteau 1997]
Famaritana italianina Incisione: Notetehin'ny dokotera ny vonto ka positra (Il gonfiore inciso dal dottore s'e aperto)
¶ tagliare a pezzettini: Tetehin'ny mpahandro ny hena (Il cuoco taglia a pezzettini la carne) [Profita 1969]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra tetik > tetika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandinihan-javatra amin' ny antsipiriany: Tetikevitra ~ Nahomby ny tetiky ny fokonolona tamin' iny
¶ Fikasana hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Betsaka ny tetikay ny amin' io tany io
¶ Firaisan-tsaina hanao zavatra, izay saika matetika ratsy; fiokoana: Teti-be
Mitovy hevitra: iray kondrikondry ~ manao akondro mifanakon-dravina ~ manao iray petsapetsa ~ manao kitapo miarapeno ~ manao komahay ~ manao kopaka isasahana ~ manao na miray teti-dratsy ~ manao parasy mitovy volo ~ manao talapetraky ny mpiaotra ~ manao tetik' emboka ~ manao tetika iraisana ~ manao tsikombakomba ~ manao volo ngita mifandray tendro ~ mifankahazo resaka ~ mikomy ~ mioko ~ miray tetika ~ miray tsikombakomba ~ miray tsitakomba ~ mitakomba ~ mivarilena ~ olona iray tetika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy mutual consultation (generally used of a conspiracy) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay l'action d'examiner en détail, de délibérer. [Abinal 1888]
Famaritana italianina tattica. Inona no tetika hampiasaintsika? Quale tattica noi impiegheremo? [Profita 1969]
Ohatra 
1- Zanatany izahay, hoy aho, ka tsy maintsy mampiasa ny tetika rehetra mba tsy hampavesatra loatra izay maha-zanatany anay izany. [Andriamalala: Ranomasina, takila 41]
2Farany, nohazavainy tamin' ny lehiben' ny toby ny tetika hitan' izy roa lahy. [Andraina: Mitaraina, takila 217]

Teny iditra tetik > tetika
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay (de teteka). Nom des espèces aromatiques qui entraient dans la composition des drogues qu'on appliquait sous forme d'incisions ou de scarifications. Voir tetika (1) [Boiteau 1997]
Voambolana 

Teny iditra tetik > tetika
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy In the provinces it means disforesting [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Mahafaly, Sakalava] Coupes à blanc dans la forêt. Déforestation. Lorsqu'il s'agit de défrichements limités pour les cultures, on dit plutôt tetik'ala. Voir aussi hatsake. [Boiteau 1997]
Voambolana