Teny iditra tetika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandidiana na fanapatapahana zavatra ho [...]
¶ Fandinihan-javatra amin' ny antsipiriany [...]
¶ Fikasana hanao zavatra efa nodinihina ts [...]
¶ Firaisan-tsaina hanao zavatra, izay saik [...]
Mitovy hevitra: iray kondrikondry ~ manao akondro mifanakon-dravina ~ manao iray petsapetsa ~ manao kitapo miarapeno ~ manao komahay ~ manao kopaka isasahana ~ manao na miray teti-dratsy ~ manao parasy mitovy volo ~ manao talapetraky ny mpiaotra ~ manao tetik' emboka ~ manao tetika iraisana ~ manao tsikombakomba ~ manao volo ngita mifandray tendro ~ mifankahazo resaka ~ mikomy ~ mioko ~ miray tetika ~ miray tsikombakomba ~ miray tsitakomba ~ mitakomba ~ mivarilena ~ olona iray tetika [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Ornamental cuttings in the skin
¶ mutual consultation (generally used of a conspiracy)
¶ the act of cutting up small pieces
¶ In the provinces it means disforesting
¶ Compare tomboka, haratra [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   L'incision faite par un petit coup de tranchant, l'action de couper en petit morceaux, d'examiner en détail, de délibérer. [Abinal 1888]
   Incision, action de couper en petits mor [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Dikanteny italianina   tattica. Inona no tetika hampiasaints [...]
¶ Incisione. Notetehin'ny dokotera ny v [...]
¶ tagliare a pezzettini. Tetehin'ny mp [...] [tohiny Profita 1969]
Ohatra   - Zanatany izahay, hoy aho, ka tsy maintsy mampiasa ny tetika rehetra mba tsy hampavesatra loatra izay maha-zanatany anay izany. [Andriamalala: Ranomasina, takila 41]
Farany, nohazavainy tamin' ny lehiben' ny toby ny tetika hitan' izy roa lahy. [Andraina: Mitaraina, takila 217]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/19