Teny iditra tetipohy (tetika, fohy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy enti-milaza ny mangahazo lena izay tetehina madinika no fomba fahandroana azy [Rajemisa 1985]
 [ teti-pohy ] fanapatapahana sakafo omena endrika goba [SLP 1986]
Famaritana frantsay en dés [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2013/07/18