Teny iditra tety
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny tety ity (1): Maromitety

Teny iditra tety (ety)
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [firaketana]
Fifanahafana  ety

Teny iditra tety
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay bouton syphilitique particulier à Madagascar [Abinal 1888]
 bouton syphilitique [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 

Teny iditra tety
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] famangiana [Rakotosaona 1972]

2013/03/27