Teny iditra tety afo (tety, afo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy vanja araraka atao mitanjozotra na koa enti-milaza ny feo na ritsodritsoka resahina ombieny ombien [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay trainée de poudre
¶ bruit qui se répand de bouche en bouche [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31