Teny iditra tety razana (tety, razana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fitantarana ny fiandohan' ny razana niaviana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay généalogie, histoire des ancêtres [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31