Teny iditra tevana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a precipice, an abyss [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay précipice, abîme, fossé [Hallanger 1974]
Ohatra Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [Andraina: Mitaraina, takila 125]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny tevana ity (1): Antevamena

2013/06/12