Teny iditra teza
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahelana
¶ Toetran' ny zavatra naraikitra mafy; zavatra najoro ho fahatsiarovana maharitra ka naorina sy nohamafisina tsy hianjera [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy something firm and durable; heartwood [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay chose solide, qui dure; bois dur au milieu d'un arbre [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny teza ity (1): Antandrokombiteza

Teny iditra teza
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fiterahana, fitaizana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra teza
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ¶ teza mpanenty: teza tsy manova ny lalan'ny tanam-pahazavana. [Voambolana: Fizìka] [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay axe
¶ teza ihodinana: axe de rotation. [Voambolana: Matematika: rafitsary]
¶ teza mampita hetsika: arbre de transmission. [Voambolana: Haitao]
¶ teza manapaka: axe transversal. [Voambolana: Toe-karena: tonta printy, sary]
¶ teza miandavana: axe longitudinal. [Voambolana: Haitao]
¶ teza mihodina: arbre moteur. [Voambolana: Haitao]
¶ teza mpanenty: axe optique. [Voambolana: Fizìka]
¶ tezam-pangitra mahitsizoro: axe des orthonormés. [Voambolana: Matematika: alijebra]
¶ tezam-pangitra marindrano: axe des abcisses. [Voambolana: Matematika: alijebra]
¶ tezam-pangitra mijidina: axe des ordonnées. [Voambolana: Matematika: alijebra]
¶ tezan'andrefy: axe de format. [Voambolana: Toe-karena: tonta printy, sary] [SLP: Voambolana]
Fifanahafana  tezam-pifanandrifiana ~ tezan-drify

2013/01/30