Teny iditra tia
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo
¶ Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza
¶ Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy
¶ Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to love, to like [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay aimer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
tia
tiava
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Fifanahafana  mirona ~ miraiki-pitia ~ miraiki-po ~ mandala ~ mankamamy ~ mankafy ~ mankasitraka

2015/05/10