Teny iditra tiako > tiana (tia)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra
¶ Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho
¶ Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny
¶ Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana
¶ Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
tiana
tiako
tianao
tiany
tiantsika
tianay
tianareo
tian'
tian-
tiam-
tia-
tiana
tiako
tianao
tiany
tiantsika
tianay
tianareo
tian'
tian-
tiam-
tia-
ho tiana
ho tiako
ho tianao
ho tiany
ho tiantsika
ho tianay
ho tianareo
ho tian'
ho tian-
ho tiam-
ho tia-
tiavo
Fitovian-keviteny   tiavina
Teny nalaina