Teny iditra tiatia kely (tia, kely)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy kahihitra sy fetsifetsy ka na zavatra tsy dia inona akory aza dia tetehiny ho azy [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra tia kely

2011/01/08