Teny iditra tifitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famelezana amin' ny basy; fandefasana zavatra hahavoa ny hafa; fikendrena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Shooting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de tirer [1.8]
Ohatra Ampahan-tsegondra taorian' izay, velona ny tifitra. [2.472]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31